Acts 5:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary isanandro, teo amin’ny tempoly sy tany an-trano, dia tsy nitsahatra nampianatra sy nitory ny vaovao mahafaly momba an’i Kristy Jesosy izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy nitsahatra ny nampianatra sy nitory isan’andro tao an-Tempoly sy tany an-tranon’olona izy ireo fa i Jesoa no Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tsy nitsahatra izy ireo nampianatra isan’andro na teo an-kianjan’ny tempoly na tany an-tranon’olona, ka nitory ny Vaovao Mahafaly momba an’i Jesoa ilay Mesia.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nitsahatra nampianatra sy nitory an'i Jesosy ho Kristy isan'andro teo an-kianjan'ny tempoly sy tao an-trano izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary isanandro, teo amin’ny tempoly sy tany an-trano, dia tsy nitsahatra nampianatra sy nitory ny vaovao mahafaly momba an’i Kristy* Jesosy izy ireo.
malagasy
Ary tsy nitsahatra nampianatra sy nitory an'i Jesosy ho Kristy isan'andro teo an-kianjan'ny tempoly sy tao an-trano izy.