Acts 5:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitsangana ireo zatovo dia nofonosiny ny faty ka noentiny nivoaka ny trano, dia naleviny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitsangana ny tovolahy, nofonosiny ny fatiny, ka nentiny nalevina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga ny tovolahy, dia nofonosiny ny faty ary nentiny nalevina.
Malagasy Bible 1865
Ary nitsangana ny zatovo, dia nofonosiny ny faty ka nentiny nivoaka, dia naleviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitsangana ireo zatovo dia nofonosiny ny faty ka noentiny nivoaka ny trano, dia naleviny.
malagasy
Ary nitsangana ny zatovo, dia nofonosiny ny faty ka nentiny nivoaka, dia naleviny.