Acts 5:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Petera taminy: Lazao amiko raha toy izao no vola vidin’ny taninareo. Dia hoy izy: Eny, toy izao tokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Piera taminy: «Lazao amiko, moa izany ihany va no nivarotanareo ny taninareo?» «Eny, izany ihany,» hoy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Petera taminy: –Lazao ahy kely hoe: izany ihany ve no nivarotanareo ny taninareo? Dia novalian’i Safira hoe: –Eny, izany ihany no nivarotanay azy!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Petera taminy: Lazao amiko: Izany ihany va no vola vidin'ny taninareo? Dia hoy izy: Eny, izany ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Petera taminy: Lazao amiko raha toy izao no vola vidin’ny taninareo. Dia hoy izy: Eny, toy izao tokoa.
malagasy
Ary hoy Petera taminy: Lazao amiko: Izany ihany va no vola vidin'ny taninareo? Dia hoy izy: Eny, izany ihany.