Acts 5:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Petera taminy: Nahoana ianareo no niray tetika haka fanahy ny Fanahin’ny Tompo? Indro, eo am-baravarana ny tongotr’ireo izay nandevina ny vadinao ary hitondra anao koa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Piera taminy: «Nahoana ianareo no niray tetika haka fanahy ny Fanahin’ny Tompo? Indro mby eo am-baravarana ny tongotr’izay nandevina ny vadinao, ka hitondra anao koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Petera taminy: –Nahoana no dia niray tetika nizaha toetra ny Fanahin’ny Tompo ianareo? Mby eo an-tokonam-baravarana izao ireo zatovo avy nandevina ny vadinao, ka hoentiny halevina koa ianao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Petera taminy: Nahoana ianareo no niray tetika haka fanahy ny Fanahin'ny Tompo? Indro, eo am-baravarana ny tongotr'izay nandevina ny vadinao, ary hitondra anao hivoaka koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Petera taminy: Nahoana ianareo no niray tetika haka fanahy ny Fanahin’ny Tompo? Indro, eo am-baravarana ny tongotr’ireo izay nandevina ny vadinao ary hitondra anao koa izy.
malagasy
Ary hoy Petera taminy: Nahoana ianareo no niray tetika haka fanahy ny Fanahin'ny Tompo? Indro, eo am-baravarana ny tongotr'izay nandevina ny vadinao, ary hitondra anao hivoaka koa izy.