Acts 6:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa nisy olona nomen’ireo vola mba hiteny hoe: Efa renay niteny ratsy an’i Mosesy sy Andriamanitra io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia namoky olona hilaza hoe: «Renay nandefa teny fitenenan-dratsy an’i Môizy sy Andriamanitra izy io»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nanarama olona izy ireo hilaza hoe: «Renay nanevateva an’i Mosesy ary nanevateva an’Andriamanitra iny Stefàna iny.»
Malagasy Bible 1865
dia nisy olona nomeny vava hanao hoe: Efa renay niteny ratsy an'i Mosesy sy Andriamanitra ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa nisy olona nomen’ireo vola mba hiteny hoe: Efa renay niteny ratsy an’i Mosesy sy Andriamanitra io.
malagasy
dia nisy olona nomeny vava hanao hoe: Efa renay niteny ratsy an'i Mosesy sy Andriamanitra ity. [ Gr. manao blasfemia; izahao Mat. 9.3]