Acts 6:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandrisika ny olona sy ny loholona ary ny mpanoradalàna koa izy ireo, dia nankeo amin’i Stefana ka nisambotra azy, sady nitondra azy ho eo amin’ny Sinedriona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomeny fo koa ny vahoaka sy ny loholona ary ny mpanora-dalàna, ka niantoraka tamin’i Etienina sy nisambotra azy, ary nitondra azy tany amin’ny Sanedrìna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomeny fo koa ny vahoaka sy ny loholona ary ny mpahay lalàna. Dia nirohotan’ireo mpanohitra azy i Stefàna, ka nosamboriny ary nentiny ho any amin’ny Fitsarana ambony
Malagasy Bible 1865
Ary nampitaitra ny olona sy ny loholona ary ny mpanora-dalàna izy, dia nankeo amin'i Stefana ka nisarika azy, dia nitondra azy ho eo amin'ny Synedriona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandrisika ny olona sy ny loholona ary ny mpanoradalàna* koa izy ireo, dia nankeo amin’i Stefana ka nisambotra azy, sady nitondra azy ho eo amin’ny Sinedriona*;
malagasy
Ary nampitaitra ny olona sy ny loholona ary ny mpanora-dalàna izy, dia nankeo amin'i Stefana ka nisarika azy, dia nitondra azy ho eo amin'ny Synedriona;