Acts 6:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary izy ireo dia nanangana vavolombelona mandainga izay nilaza hoe: Io lehilahy io dia tsy mitsahatra miteny ratsy ity fitoerana masina ity sy ny lalàna;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanangana vavolombelona tsy marina izy nanao hoe: «Io lehilahy io tsy mitsahatra miteny ratsy ny fitoerana masina sy ny Lalàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nananganany vavolombelona mandainga hiampanga azy hoe: –Tsy mitsahatra miteny manohitra ity tempoly masina ity sy ny lalànan ’i Mosesy io lehilahy io,
Malagasy Bible 1865
ary izy nanangana vavolombelona mandainga, izay nanao hoe: Io lehilahy io tsy mitsahatra miteny ratsy ity fitoerana masina ity sy ny lalàna;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary izy ireo dia nanangana vavolombelona mandainga izay nilaza hoe: Io lehilahy io dia tsy mitsahatra miteny ratsy ity fitoerana masina ity sy ny lalàna;
malagasy
ary izy nanangana vavolombelona mandainga, izay nanao hoe: Io lehilahy io tsy mitsahatra miteny ratsy ity fitoerana masina ity sy ny lalàna;