Acts 6:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa efa renay mihitsy izy nilaza fa ilay Jesosy avy any Nazareta dia handrava ity toerana ity sy hanova ireo fomba izay natolotr’i Mosesy antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa renay nilaza izy fa ilay Jesoa avy any Nazareta, hono, dia handrava ity fitoerana ity, sy hanova ny fanao nomen’i Môizy antsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria efa renay nilaza fa hoe i Jesoa avy any Nazareta dia handrodana ity tempoly ity ary hanova ny fanao natolotr’i Mosesy antsika.
Malagasy Bible 1865
Fa efa renay izy nilaza fa ilay Jesosy avy any Nazareta dia handrava ity fitoerana ity sy hanova ny fomba izay natolotr'i Mosesy antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa efa renay mihitsy izy nilaza fa ilay Jesosy avy any Nazareta dia handrava ity toerana ity sy hanova ireo fomba izay natolotr’i Mosesy antsika.
malagasy
Fa efa renay izy nilaza fa ilay Jesosy avy any Nazareta dia handrava ity fitoerana ity sy hanova ny fomba izay natolotr'i Mosesy antsika.Ary izay rehetra nipetraka teo amin'ny Synedriona, raha nandinika an'i Stefana, dia nahita ny tarehiny tahaka ny tarehin'anjely. ]