Acts 6:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay rehetra nipetraka teo amin’ny Sinedriona, raha nandinika an’i Stefana, dia nahita ny tarehiny tahaka ny tarehin’anjely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha nibanjina an’i Etienina ry zareo rehetra nipetraka tao amin’ny Sanedrìna, dia hoatra ny Anjely no fijeriny ny tarehiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy nibanjina an’i Stefàna izay rehetra tao amin’ny Fitsarana ambony ka nahita ny tarehiny miendrika tarehin’ anjely.
Malagasy Bible 1865
Ary izay rehetra nipetraka teo amin'ny Synedriona, raha nandinika an'i Stefana, dia nahita ny tarehiny tahaka ny tarehin'anjely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay rehetra nipetraka teo amin’ny Sinedriona, raha nandinika an’i Stefana, dia nahita ny tarehiny tahaka ny tarehin’anjely.
malagasy
Ary izay rehetra nipetraka teo amin'ny Synedriona, raha nandinika an'i Stefana, dia nahita ny tarehiny tahaka ny tarehin'anjely. ]