Acts 6:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia sitraky ny olona rehetra ny teniny ka nifidy an’i Stefana izy, lehilahy feno finoana sy ny Fanahy Masina, mbamin’i Filipo, i Prokoro, i Nikanora, i Timona, i Parmena ary i Nikoleo izay prozelita avy any Antiokia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nankasitrahin’ny olona rehetra izany teny izany, ka dia nofidiny i Etienina lehilahy feno finoana sy ny Fanahy Masina, i Filipo, i Prôkôra, i Nikanôra, i Timôna, i Parmenasy, ary i Nikôlà, prôselita avy any Antiôkia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nankasitrahan’ny besinimaro izany teny izany. Dia nofidin’ny mpianatra i Stefàna lehilahy vontom-pinoana sy feno Fanahy Masina, ary koa i Filipo sy i Prôkôro, i Nikanôra sy i Timôna, i Parmenà ary i Nikôlà; ka i Nikôlà dia hafa firenena avy any Antiôkia, efa mpanaraka ny fivavahana jiosy.
Malagasy Bible 1865
Dia sitraky ny olona rehetra ny teniny, ka nifidy an'i Stefana izy, lehilahy feno finoana sy ny Fanahy Masina, ary Filipo sy Prokoro sy Nikanora sy Timona sy Parmena ary Nikoleo (proselyta avy any Antiokia),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia sitraky ny olona rehetra ny teniny ka nifidy an’i Stefana izy, lehilahy feno finoana sy ny Fanahy Masina, mbamin’i Filipo, i Prokoro, i Nikanora, i Timona, i Parmena ary i Nikoleo izay prozelita* avy any Antiokia.
malagasy
Dia sitraky ny olona rehetra ny teniny, ka nifidy an'i Stefana izy, lehilahy feno finoana sy ny Fanahy Masina, ary Filipo sy Prokoro sy Nikanora sy Timona sy Parmena ary Nikoleo (proselyta avy any Antiokia),