Acts 6:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandroso ny tenin’Andriamanitra; ary nihamaro tokoa ny isan’ny mpianatra tany Jerosalema; maro tamin’ny mpisorona koa no nanaiky ny finoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niely ny tenin’Andriamanitra, nihamaro be dia be ny mpianatra tao Jerosalema, ary betsaka koa ny mpisorona nanaiky ny finoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niroborobo ny tenin’Andriamanitra, nitombo be dia be ny isan’ny mpianatra tao Jerosalema, ary nisy mpisorona maro nanaiky ny finoana.
Malagasy Bible 1865
Dia nandroso ny tenin'Andriamanitra; ary nihamaro indrindra ny isan'ny mpianatra tany Jerosalema; ary maro be kosa ny mpisorona nanaiky ny finoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandroso ny tenin’Andriamanitra; ary nihamaro tokoa ny isan’ny mpianatra tany Jerosalema; maro tamin’ny mpisorona koa no nanaiky ny finoana.
malagasy
Dia nandroso ny tenin'Andriamanitra; ary nihamaro indrindra ny isan'ny mpianatra tany Jerosalema; ary maro be kosa ny mpisorona nanaiky ny finoana.