Acts 6:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Stefana dia feno fahasoavana sy hery ka nanao fahagagana sy famantarana lehibe teo amin’ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary feno fahasoavana sy herim-po i Etienina, ka nanao fahagagana sy famantarana lehibe teo amin’ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno fitahiana sy hery avy amin’Andriamanitra i Stefàna ka nanao zava-mahagaga sy famantarana lehibe teo amin’ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Stefana, feno fahasoavana sy hery, dia nanao fahagagana sy famantarana lehibe teo amin'ny vahoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Stefana dia feno fahasoavana sy hery ka nanao fahagagana sy famantarana lehibe teo amin’ny vahoaka.
malagasy
[Ny amin'i Stefana] Ary Stefana, feno fahasoavana sy hery, dia nanao fahagagana sy famantarana lehibe teo amin'ny vahoaka.