Acts 6:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nisy olona sasany avy amin’ny sinagoga antsoina hoe sinagogan’ny Olona afaka sy ny Kireniana ary ny Aleksandriana mbamin’izay avy any Kilikia sy Azia, niady hevitra tamin’i Stefana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny sasany avy amin’ny sinagogan’ny Libertinina, sy ny an’ny Sireneanina sy ny Aleksandrinina mbamin’ny Jody avy any Silisia sy Azia dia nitsangana niady hevitra tamin’i Etienina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy anefa olona sasany nanohitra azy: dia olona avy amin’ny sinagôga n’ny Libertina, sy ny sinagôgan’ny Aleksandrianina mbamin’ny sinagôgan’ireo terak’i Silisia sy ny faritany Azia. Niady hevitra tamin’i Stefàna izy rehetra ireo,
Malagasy Bible 1865
Fa ny sasany, izay avy amin'ny synagoga atao hoe Synagogan'ny Libertina sy ny Kyreniana sy ny Aleksandriana mbamin'izay avy any Kilikia sy Asia, dia nitsangana ka niady hevitra tamin'i Stefana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nisy olona sasany avy amin’ny sinagoga* antsoina hoe sinagogan’ny Olona afaka sy ny Kireniana ary ny Aleksandriana mbamin’izay avy any Kilikia sy Azia, niady hevitra tamin’i Stefana.
malagasy
Fa ny sasany, izay avy amin'ny synagoga atao hoe Synagogan'ny Libertina sy ny Kyreniana sy ny Aleksandriana mbamin'izay avy any Kilikia sy Asia, dia nitsangana ka niady hevitra tamin'i Stefana.