Acts 7:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny Mpisoronabe: Moa izany tokoa va?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny mpisorona: «Moa dia izany tokoa va?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa ny mpisorombe tamin’i Stefàna: –Izany tokoa ve no izy?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpisoronabe: Moa izany tokoa va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny Mpisoronabe*: Moa izany tokoa va?
malagasy
Ary hoy ny mpisoronabe: Moa izany tokoa va?