Acts 7:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisy mosary manerana an’i Ejipta sy Kanana rehetra ka mafy ny fahoriana; ary tsy nahita hanina ny razantsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nisy mosary eran’i Ejipta sy i Kanaana manontolo ka loza no nanjo, fa tsy nahita hanina ny razantsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nisy mosary nanerana an’i Ejipta sy i Kanahàna manontolo ka mafy ny fahoriana; ary tsy nahita hanin-kohanina ny razantsika.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy mosary eran'i Egypta sy Kanana rehetra, ka mafy ny fahoriana; ary tsy nahita hanina ny razantsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisy mosary manerana an’i Ejipta sy Kanana rehetra ka mafy ny fahoriana; ary tsy nahita hanina ny razantsika.
malagasy
Ary nisy mosary eran'i Egypta sy Kanana rehetra, ka mafy ny fahoriana; ary tsy nahita hanina ny razantsika.