Acts 7:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nony ren’i Jakoba fa nisy vary tany Ejipta dia naniraka ny razantsika izy tamin’ny voalohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ren’i Jakôba fa nisy hanina tany Ejipta, dia naniraka ny razantsika ho any Izy, voalohany izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ren’i Jakôba fa nisy vary tany Ejipta, dia nirahiny hankany indray mandeha aloha ireo razantsika.
Malagasy Bible 1865
Fa nony nandre Jakoba fa nisy vary tany Egypta, dia naniraka ny razantsika izy tamin'ny voalohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nony ren’i Jakoba fa nisy vary tany Ejipta dia naniraka ny razantsika izy tamin’ny voalohany.
malagasy
Fa nony nandre Jakoba fa nisy vary tany Egypta, dia naniraka ny razantsika izy tamin'ny voalohany.