Acts 7:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny fanindroany dia fantatr’izy mirahalahy avy i Josefa ary fantatr’i Farao koa ny havan’i Josefa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’ny fanindroany dia fantatry ny rahalahiny i Josefa, sady fantatr’i Faraôna koa ny niaviany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nankany fanindroany ny razantsika, dia nanambara tena tamin’ireo rahalahiny i Jôsefa, ary fantatry ny Farao tamin’izay ny fianakaviana niavian’i Jôsefa.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny fanindroany dia fantatr'izy mirahalahy avy Josefa, ary dia fantatr'i Farao koa ny havan'i Josefa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny fanindroany dia fantatr’izy mirahalahy avy i Josefa ary fantatr’i Farao koa ny havan’i Josefa.
malagasy
Ary tamin'ny fanindroany dia fantatr'izy mirahalahy avy Josefa, ary dia fantatr'i Farao koa ny havan'i Josefa.