Acts 7:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naniraka nampiantso an’i Jakoba rainy mbamin’ny ankohonany rehetra i Josefa ka olona dimy amby fitopolo ry zareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay i Josefa dia nampaka an’i Jakôba rainy, mbamin’ny mpianakaviny rehetra izay nisy olona dimy amby fitopolo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampanalain’i Jôsefa i Jakôba rainy mbamin’ny ankohonany manontolo izay nisy olona 75 mianaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Josefa naniraka ka nampaka an'i Jakoba rainy mbamin'ny mpianakaviny rehetra, dia olona dimy amby fito-polo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naniraka nampiantso an’i Jakoba rainy mbamin’ny ankohonany rehetra i Josefa ka olona dimy amby fitopolo ry zareo.
malagasy
Ary Josefa naniraka ka nampaka an'i Jakoba rainy mbamin'ny mpianakaviny rehetra, dia olona dimy amby fito-polo izy.