Acts 7:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nidina nankany Ejipta i Jakoba ary maty izy sy ny razantsika;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nidina tany Ejipta i Jakôba, ka tany no nahafatesan’izy sy ny razantsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nidina nankany Ejipta avokoa izy mianakavy; ary tany no maty i Jakôba sy ny razantsika.
Malagasy Bible 1865
Ary Jakoba nidina nankany Egypta, dia maty izy sy ny razantsika;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nidina nankany Ejipta i Jakoba ary maty izy sy ny razantsika;
malagasy
Ary Jakoba nidina nankany Egypta, dia maty izy sy ny razantsika;