Acts 7:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary noentina ho any Sekema ka nalevina tao amin’ny fasana izay novidin’i Abrahama vola tamin’ny zanak’i Hamora tany Sekema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nentina nankany Sikema izy ireo, ka nalevina tao amin’ny fasana izay novidin’i Abrahama vola tamin’ny zanak’i Hemora tany Sikema.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nafindra ho any Sekema ny taolam-balon’ireo, ka nalevina tao amin’ny fasana novidin’i Abrahama vola tamin’ny taranak’i Hemôra tany Sekema.
Malagasy Bible 1865
ary nentina ho any Sekema izy ka nalevina tao amin'ny fasana izay novidin'i Abrahama vola tamin'ny zanak'i Hamora tany Sekema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary noentina ho any Sekema ka nalevina tao amin’ny fasana izay novidin’i Abrahama vola tamin’ny zanak’i Hamora tany Sekema.
malagasy
ary nentina ho any Sekema izy ka nalevina tao amin'ny fasana izay novidin'i Abrahama vola tamin'ny zanak'i Hamora tany Sekema.