Acts 7:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa ho tonga ny fotoana hahatanterahan’ny teny fikasana izay nataon’Andriamanitra tamin’i Abrahama dia nitombo sy nihamaro ny olona tany Ejipta,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Nony efa akaiky ny fotoana hahatanterahan’ny teny napetrak’Andriamanitra tamin’i Abrahama, dia nitombo sy nihabetsaka ny olona tany Ejipta,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nanakaiky ny fotoana hanatanterahan’Andriamanitra ny fampanantenana nataony tamin’i Abrahama, dia nitombo ny firenentsika tany Ejipta ka tonga nihamaro be.
Malagasy Bible 1865
Fa rehefa ho tonga ny fotoana hahatanterahana ny teny fikasana, izay nataon'Andriamanitra tamin'i Abrahama, dia nitombo sy nihamaro ny olona tany Egypta,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa ho tonga ny fotoana hahatanterahan’ny teny fikasana izay nataon’Andriamanitra tamin’i Abrahama dia nitombo sy nihamaro ny olona tany Ejipta,
malagasy
Fa rehefa ho tonga ny fotoana hahatanterahana ny teny fikasana, izay nataon'Andriamanitra tamin'i Abrahama, dia nitombo sy nihamaro ny olona tany Egypta,