Acts 7:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Io mpanjaka io dia nanao hafetsena tamin’ny razantsika ka nampahory azy, dia samy nanary ny zanany vao teraka ireo mba tsy ho velona izy ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao hafetsen-dratsy tamin’ny firenentsika izany mpanjaka izany, ka nampahory ny razantsika tamin’ny famoretana azy hanary ny zaza vao teraka, mba tsy ho velona ireny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fetsy ratsy tamin’ny firenentsika io mpanjaka io ary tsy nifaditrovana tamin’ny razantsika ka nanery azy ireo hanary ny zazalahy vao teraka mba tsy hahavelona azy ireny.
Malagasy Bible 1865
Ary izy nanao hafetsena tamin'ny razantsika, dia nampahory azy, ka dia samy nanary ny zanany vao teraka mba tsy ho velona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Io mpanjaka io dia nanao hafetsena tamin’ny razantsika ka nampahory azy, dia samy nanary ny zanany vao teraka ireo mba tsy ho velona izy ireny.
malagasy
Ary izy nanao hafetsena tamin'ny razantsika, dia nampahory azy, ka dia samy nanary ny zanany vao teraka mba tsy ho velona izy.