Acts 7:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany no nahaterahan’i Mosesy, ary tsara teo anatrehan’Andriamanitra izy ka notezaina telo volana tao an-tranon’ny rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Tamin’izany andro izany no nahaterahan’i Môizy, izay tsara tarehy teo imason’Andriamanitra ka notezaina telo volana teo an-tranon-drainy aloha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany fotoana izany no nahaterahan’i Mosesy, zazalahy mahatehotia teo imason’Andriamanitra. Notezaina telo volana tao an-tranon-drainy izy;
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany andro izany no nahaterahan'i Mosesy, ary tsara teo anatrehan'Andriamanitra izy ka notezaina telo volana tao an-tranon'ny rainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany no nahaterahan’i Mosesy, ary tsara teo anatrehan’Andriamanitra izy ka notezaina telo volana tao an-tranon’ny rainy.
malagasy
Tamin'izany andro izany no nahaterahan'i Mosesy, ary tsara teo anatrehan'Andriamanitra izy ka notezaina telo volana tao an-tranon'ny rainy.