Acts 7:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nariana izy dia nalain’ny zanakavavin’i Farao ka notezainy ho zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony nariana indray, dia nalain’ny zanaka vavin’i Faraôna, sy notezainy ho zanany izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa nony voatery nariana, dia nalain’ny zanakavavin’ny Farao ka nobeaziny toy ny zanany.
Malagasy Bible 1865
Fa rehefa nariana izy, dia nalain'ny zanakavavin'i Farao ka notezainy ho zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nariana izy dia nalain’ny zanakavavin’i Farao ka notezainy ho zanany.
malagasy
Fa rehefa nariana izy, dia nalain'ny zanakavavin'i Farao ka notezainy ho zanany.