Acts 7:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampianarina ny fahendrena rehetra nananan’ny Ejiptiana i Mosesy ary nahery tamin’ny teniny sy ny asany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nampianarina ny fahendrena rehetra nananan’ny mponina any Ejipta, sy nahery tamin’ny teniny aman’asany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notezaina tamin’ny fahaizana isan-karazany nananan’ny Ejiptianina i Mosesy, ka tonga nahery tamin’ny teniny sy ny asany.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy nampianarina ny fahendrena rehetra nananan'ny Egyptiana, ary nahery tamin'ny teniny sy ny asany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampianarina ny fahendrena rehetra nananan’ny Ejiptiana i Mosesy ary nahery tamin’ny teniny sy ny asany izy.
malagasy
Ary Mosesy nampianarina ny fahendrena rehetra nananan'ny Egyptiana, ary nahery tamin'ny teniny sy ny asany izy.