Acts 7:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa efapolo taona izy dia nitsiry tao am-pony ny fikasana hamangy ireo zanak’Israely rahalahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efapolo taona izy, dia tonga tao an-tsainy ny hamangy ny zanak’i Israely rahalahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa feno efapolo taona i Mosesy, dia tapa-kevitra ny hamangy an’ireo Israelita havany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ho efa-polo taona izy, dia velona tao am-pony ny hamangy ny Zanak'isiraely, rahalahiny
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa efapolo taona izy dia nitsiry tao am-pony ny fikasana hamangy ireo zanak’Israely rahalahiny.
malagasy
Ary rehefa ho efa-polo taona izy, dia velona tao am-pony ny hamangy ny Zanak'isiraely, rahalahiny