Acts 7:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nahita ny iray nampijaliana izy dia niaro azy sy namaly ka namono ilay Ejiptiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nahita anankiray tamin’izy ireo nampahorîna izy, ka niaro azy, sy namono nahafaty an’ilay Ejiptianina nampahory azy mba hamaliany faty an’ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita Israelita anankiray nihetraketrahan’ny Ejiptianina i Mosesy ka niaro ilay nampahorîna ary namono nahafaty ilay Ejiptianina mba hamaly faty an’ilay Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nahita ny anankiray nampahorina maina izy, dia namaly ka namono ilay Egyptiana ary namonjy ilay nampahorina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nahita ny iray nampijaliana izy dia niaro azy sy namaly ka namono ilay Ejiptiana.
malagasy
Ary raha nahita ny anankiray nampahorina maina izy, dia namaly ka namono ilay Egyptiana ary namonjy ilay nampahorina.