Acts 7:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noheveriny fa ho fantatry ny rahalahiny fa ny tanany no hamonjen’Andriamanitra azy; kanjo tsy fantatr’izy ireo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nataony fa ho fantatry ny rahalahiny, fa ny tanany no hamonjen’Andriamanitra azy, kanjo tsy fantany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noheverin’i Mosesy ho takatr’ireo Israelita havany fa izy no hampiasain’Andriamanitra ho famonjena azy; saingy tsy takany velively.
Malagasy Bible 1865
Ary nataony fa ho fantatry ny rahalahiny fa ny tànany no hamonjen'Andriamanitra azy; kanjo tsy fantany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noheveriny fa ho fantatry ny rahalahiny fa ny tanany no hamonjen’Andriamanitra azy; kanjo tsy fantatr’izy ireo izany.
malagasy
Ary nataony fa ho fantatry ny rahalahiny fa ny tànany no hamonjen'Andriamanitra azy; kanjo tsy fantany.