Acts 7:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa ta hamono ahy koa va Ialahy tahaka ny namonoan’Ialahy ilay Ejiptiana omaly?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sao dia tadiavin’ialahy hovonoina, tahaka an’ilay Ejiptianina omaly koa anie aho?›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa tianao hovonoina koa ve aho tahaka ny namonoanao an’ilay Ejiptianina omaly?»
Malagasy Bible 1865
Moa ta-hamono ahy koa va ialahy tahaka ny namonoan'ialahy ilay Egyptiana omaly? (Eks. 2. 13, 14.)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa ta hamono ahy koa va Ialahy tahaka ny namonoan’Ialahy ilay Ejiptiana omaly?
malagasy
Moa ta-hamono ahy koa va ialahy tahaka ny namonoan'ialahy ilay Egyptiana omaly? (Eks. 2. 13, 14.)