Acts 7:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny taminy hoe: «Mialà amin’ny taninao sy ny havanao ka mandehana ho any amin’ny tany izay hasehoko anao» (Gen 12.1).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanao taminy hoe: ‹Ilaozy ny taninao sy ny havanao, ka mankanesa any amin’ny tany izay hatoroko anao.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy Andriamanitra taminy: «Ilaozy ny tanindrazanao sy ny havanao ka mankanesa any amin’ny tany izay hasehoko anao.»
Malagasy Bible 1865
ka nanao taminy hoe: Mialà amin'ny taninao sy ny havanao, ka andeha ho any amin'ny tany izay hasehoko anao (Gen. 12. 1).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny taminy hoe: «Mialà amin’ny taninao sy ny havanao ka mandehana ho any amin’ny tany izay hasehoko anao» (Gen 12.1).
malagasy
ka nanao taminy hoe: Mialà amin'ny taninao sy ny havanao, ka andeha ho any amin'ny tany izay hasehoko anao (Gen. 12. 1).