Acts 7:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony afaka efapolo taona dia nisy anjely niseho taminy tany an-tany efitry ny tendrombohitra Sinay, tao anaty lelafo teo amin’ny roimemy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Rehefa afaka efapolo taona, dia nisy Anjely niseho taminy, tany an’efitry ny tendrombohitra Sinaia, teo anaty lelafo amin’ny hazo kely milobolobo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efapolo taona taorian’izany, dia anjely tanaty lelafon-droimemy mirehitra no niseho tamin’i Mosesy, tany an-taniefitra misy ny tendrombohitra Sinay.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka efa-polo taona, dia nisy anjely niseho taminy tany an-efitry ny tendrombohitra Sinay teo anaty lelafo teo amin'ny voaroy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony afaka efapolo taona dia nisy anjely niseho taminy tany an-tany efitry ny tendrombohitra Sinay, tao anaty lelafo teo amin’ny roimemy.
malagasy
Ary rehefa afaka efa-polo taona, dia nisy anjely niseho taminy tany an-efitry ny tendrombohitra Sinay teo anaty lelafo teo amin'ny voaroy.