Acts 7:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahita izany i Mosesy dia gaga noho ny fahitana; nefa nony nanatona handinika izy dia tonga ny feon’ny Tompo hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Gaga i Môizy nahita izany; ary nony nanatona handinika izy, dia nandre ny feon’ny Tompo nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Gaga i Mosesy raha nisehoan’izany fahitana izany. Kanefa nony nanatona handinika akaiky kokoa izy, dia injao ny feon’ny Tompo nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy, nony nahita, dia gaga noho ny fahitana; nefa nony nanatona handinika izy, dia tonga ny feon'ny Tompo nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahita izany i Mosesy dia gaga noho ny fahitana; nefa nony nanatona handinika izy dia tonga ny feon’ny Tompo hoe:
malagasy
Ary Mosesy, nony nahita, dia gaga noho ny fahitana; nefa nony nanatona handinika izy, dia tonga ny feon'ny Tompo nanao hoe: