Acts 7:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Izaho no Andriamanitry ny razanao, dia Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba.» (Eks 3.6). Dia toran-kovitra i Mosesy ka tsy sahy nandinika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
‹Izaho no Andriamanitry ny razanao, Andriamanitr’i Abrahama, Andriamanitr’i Isaaka, ary Andriamanitr’i Jakôba.› Tera-kovitra terỳ i Môizy ka tsy sahy nijery akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izaho no Andriamanitry ny razanao, dia ilay Andriamanitr’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba!» Tora-kovitra i Mosesy ka tsy sahy nandinika.
Malagasy Bible 1865
Izaho no Andriamanitry ny razanao, dia Andriamanitr'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba (Eks. 3. 6). Dia tora-kovitra Mosesy ka tsy sahy nandinika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Izaho no Andriamanitry ny razanao, dia Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba.» (Eks 3.6). Dia toran-kovitra i Mosesy ka tsy sahy nandinika.
malagasy
Izaho no Andriamanitry ny razanao, dia Andriamanitr'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba (Eks. 3. 6). Dia tora-kovitra Mosesy ka tsy sahy nandinika.