Acts 7:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO taminy: «Esory ny kapa amin’ny tongotrao; fa masina io tany ijanonanao io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny Tompo taminy: ‹Esory ny kiraro amin’ny tongotrao, fa masina io tany hitsahinao io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny Tompo taminy: «Esory ny kapanao, fa masina io tany ijoroanao io.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah taminy: Esory ny kapa amin'ny tongotrao; fa masina io tany ijanonanao io.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO taminy: «Esory ny kapa amin’ny tongotrao; fa masina io tany ijanonanao io.
malagasy
Ary hoy Jehovah taminy: Esory ny kapa amin'ny tongotrao; fa masina io tany ijanonanao io.