Acts 7:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitako tokoa ny fahorian’ny oloko any Ejipta ary reko ny fitarainany, dia nidina hamonjy azy Aho. Koa avia ankehitriny fa hirahiko ho any Ejipta ianao» (Eks 3.5-10).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa hitako ny fahorian’ny oloko any Ejipta, ary efa reko ny fitarainany, ka nidina hanafaka azy Aho. Ary ankehitriny handeha hirahiko ho any Ejipta ianao.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa hitako tokoa fa miferinaina ny vahoakako any Ejipta ary efa reko mitoloko lava ka tafidina hanafaka azy Aho. Ary ankehitriny, ndeha ianao hirahiko ho any Ejipta.»
Malagasy Bible 1865
Hitako tokoa ny fahorian'ny oloko any Egypta, ary reko ny fitarainany, dia nidina hamonjy azy Aho. Koa andeha ankehitriny, dia hirahiko ho any Egypta ianao (Eks. 3. 5-10).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitako tokoa ny fahorian’ny oloko any Ejipta ary reko ny fitarainany, dia nidina hamonjy azy Aho. Koa avia ankehitriny fa hirahiko ho any Ejipta ianao» (Eks 3.5-10).
malagasy
Hitako tokoa ny fahorian'ny oloko any Egypta, ary reko ny fitarainany, dia nidina hamonjy azy Aho. Koa andeha ankehitriny, dia hirahiko ho any Egypta ianao (Eks. 3. 5-10).