Acts 7:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no nitondra ny olona nivoaka avy tany sady nanao fahagagana sy famantarana tany Ejipta, teo amin’ny Ranomasina Mena ary tany an-tany efitra nandritra ny efapolo taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ihany no nanafaka azy ireo, tamin’ny fahagagana amam-pamantarana nataony tany Ejipta, sy tao amin’ny ranomasina Mena, ary tany an’efitra efapolo taona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Mosesy no nahavita zava-mahagaga amam-pamantarana tany Ejipta sy tany amin’ny Ranomasina Mena ary tany an-taniefitra nandritra ny efapolo taona, ka nahatafavoaka ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Izy no nitondra ny olona nivoaka sady nanao fahagagana sy famantarana tany Egypta sy teo amin'ny Ranomasina Mena ary tany an-efitra efa-polo taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no nitondra ny olona nivoaka avy tany sady nanao fahagagana sy famantarana tany Ejipta, teo amin’ny Ranomasina Mena ary tany an-tany efitra nandritra ny efapolo taona.
malagasy
Izy no nitondra ny olona nivoaka sady nanao fahagagana sy famantarana tany Egypta sy teo amin'ny Ranomasina Mena ary tany an-efitra efa-polo taona.