Acts 7:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no Mosesy ilay nilaza tamin’ny Zanak’Israely hoe: «Mpaminany no hatsangan’Andriamanitra ho anareo avy amin’ny rahalahinareo, tahaka ahy» (Deo 18.15).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Io Môizy io ihany koa no nilaza tamin’ny zanak’i Israely hoe: ‹Andriamanitra hanangana Mpaminany anankiray tahaka ahy ho anareo avy amin’ny rahalahinareo, dia hihaino azy ianareo.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Mosesy ihany koa no nilaza tamin’ny Israelita hoe: «Hisy mpaminany tahaka ahy hajoron’Andriamanitra ho anareo, dia mpaminany avy aminareo samy ianareo!»
Malagasy Bible 1865
Izany no Mosesy izay nilaza tamin'ny Zanak'isiraely hoe: Mpaminany no hatsangan'Andriamanitra ho anareo avy amin'ny rahalahinareo, tahaka ahy (Deo. 18. 15).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no Mosesy ilay nilaza tamin’ny Zanak’Israely hoe: «Mpaminany no hatsangan’Andriamanitra ho anareo avy amin’ny rahalahinareo, tahaka ahy» (Deo 18.15).
malagasy
Izany no Mosesy izay nilaza tamin'ny Zanak'isiraely hoe: Mpaminany no hatsangan'Andriamanitra ho anareo avy amin'ny rahalahinareo, tahaka ahy (Deo. 18. 15).