Acts 7:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ny razantsika dia tsy nety nanaiky azy fa nandà, ary manina an’i Ejipta ny fony
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa tsy nety nanaiky azy ny razantsika, fa nanohitra azy, ary vao mainka manina an’i Ejipta aza
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy te hanoa an’i Mosesy anefa ny razantsika fa nanohitra azy ary naniry hiverina ilalana ho any Ejipta indray.
Malagasy Bible 1865
Nefa ny razantsika tsy nety nanaiky azy, fa nandà, dia manina an'i Egypta ny fony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ny razantsika dia tsy nety nanaiky azy fa nandà, ary manina an’i Ejipta ny fony
malagasy
Nefa ny razantsika tsy nety nanaiky azy, fa nandà, dia manina an'i Egypta ny fony,