Acts 7:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala tamin’ny tanin’ny Kaldeana izy ka nonina tany Harana; ary rehefa maty ny rainy dia nafindran’Andriamanitra niala teo hankaty amin’ny tany izay onenanareo ankehitriny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niala tamin’ny tanin’ny Kaldeanina izy ka nonina tany Haràna. Ary nony maty irainy, dia nasain’Andriamanitra nifindra amin’ity tany onenanareo ankehitriny ity izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandao ny tanin’ny Kaldeanina i Abrahama ka nifindra monina tany Haràna. Rehefa maty irainy, dia nafindran’Andriamanitra avy tany Haràna izy hanketo amin’ity tany izay onenanareo ankehitriny ity.
Malagasy Bible 1865
Dia niala tamin'ny tanin'ny Kaldeana izy ka nonina tany Harana; ary rehefa maty ny rainy, dia nafindran'Andriamanitra niala teo izy hankany amin'ny tany izay onenanareo ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala tamin’ny tanin’ny Kaldeana izy ka nonina tany Harana; ary rehefa maty ny rainy dia nafindran’Andriamanitra niala teo hankaty amin’ny tany izay onenanareo ankehitriny izy.
malagasy
Dia niala tamin'ny tanin'ny Kaldeana izy ka nonina tany Harana; ary rehefa maty ny rainy, dia nafindran'Andriamanitra niala teo izy hankany amin'ny tany izay onenanareo ankehitriny.