Acts 7:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hoy izy tamin’i Arona: «Anaovy andriamanitra izahay hitarika antsika eo aloha; fa ilay Mosesy iny, izay nitondra antsika nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta dia tsy fantatray izay nanjo azy.» (Eks 32.1).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanao tamin’i Aarôna hoe: ‹Anaovy andriamanitra izahay hitari-dalana anay, fa tsy fantatray izay nanjò an’ilay Môizy nitondra anay avy tany Ejipta iny.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny vahoaka Israely tamin’i Aharôna: «Anaovy andriamanitra hialoha lalana anay izahay, fa tsy fantatray izay nahazo an’iny Mosesy namoaka anay hiala tany Ejipta iny.»
Malagasy Bible 1865
ka hoy izy tamin'i Arona: Anaovy andriamanitra izahay, hitarika antsika eo aloha; fa ilay Mosesy iny, izay nitondra antsika nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, dia tsy fantatray izay nanjo azy (Eks. 32. 1).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hoy izy tamin’i Arona: «Anaovy andriamanitra izahay hitarika antsika eo aloha; fa ilay Mosesy iny, izay nitondra antsika nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta dia tsy fantatray izay nanjo azy.» (Eks 32.1).
malagasy