Acts 7:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanao ombilahy kely izy tamin’izany andro izany ary nanolotra fanatitra tamin’ny sampy ka niravoravo tamin’ny asan’ny tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanao sarin-janak’omby izy ireo tamin’izany andro izany, ka nanao sorona tamin’io sary io, ary niravoravo tamin’ny asan-tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia sampy mitarehin-janak’omby no namboarin’ny vahoaka Israely sy nanaterany sorona, ka ny asan’ny tanany ihany no niravoravoany.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nanao ombilahy kely izy tamin'izany andro izany, dia nanatitra fanatitra tamin'ny sampy ka niravoravo tamin'ny asan'ny tànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanao ombilahy kely izy tamin’izany andro izany ary nanolotra fanatitra tamin’ny sampy ka niravoravo tamin’ny asan’ny tanany.
malagasy
Ary dia nanao ombilahy kely izy tamin'izany andro izany, dia nanatitra fanatitra tamin'ny sampy ka niravoravo tamin'ny asan'ny tànany.