Acts 7:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Andriamanitra nihodina taminy dia namela azy hanompo ny kintan’ny lanitra, araka ny voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpaminany hoe: «Moa nanolotra zavatra voavono sy fanatitra ho Ahy nandritra ny efapolo taona tany an-tany efitra va ianareo, ry taranak’Israely?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nilaozan’Andriamanitra izy ireo, ka navelany hanompo ny tafiky ny lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niambohoan’Andriamanitra kosa ny vahoakany ka navelany hivavaka amin’ny masoandro sy kintana amam-bolana, araka izay voalazan’ny Soratra Masina ao amin’ny bokin’ny mpaminany hoe: «Ry vahoaka Israely, nitondra sorona amam-panatitra ho Ahy ve ianareo, nandritra ny efapolo taona tany an-taniefitra?
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra nihodina, dia nanolotra azy hanompo izay eny amin'ny lanitra; araka ny voasoratra eo amin'ny bokin'ny mpaminany hoe: Moa nanatitra zavatra voavono sy fanatitra ho Ahy efa-polo taona tany an-efitra va ianareo, ry taranak'isiraely?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Andriamanitra nihodina taminy dia namela azy hanompo ny kintan’ny lanitra, araka ny voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpaminany hoe: «Moa nanolotra zavatra voavono sy fanatitra ho Ahy nandritra ny efapolo taona tany an-tany efitra va ianareo, ry taranak’Israely?
malagasy