Acts 7:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tranolain’ny Vavolombelona dia teo amin’ny razantsika tany an-tany efitra, tahaka ny voatendrin’Ilay niteny tamin’i Mosesy mba hanaovany azy araka ny endrika izay efa hitany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tranolain’ny fanekena dia tao amin’ny razantsika tany an’efitra, araka ny didin’Ilay nilaza tamin’i Môizy hanao azy araka ny marika efa hitany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tranolay nitahirizana ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana kosa dia nananan’ny razantsika fony ireo tao an-taniefitra. Namboarina araka ny fepetra voalazan’Andriamanitra tamin’i Mosesy rahateo.
Malagasy Bible 1865
Ny trano-lain'ny Vavolombelona dia teo amin'ny razantsika tany an-efitra, tahaka ny voatendrin'izay niteny tamin'i Mosesy mba hanaovany azy araka ny endrika izay efa hitany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tranolain’ny Vavolombelona dia teo amin’ny razantsika tany an-tany efitra, tahaka ny voatendrin’Ilay niteny tamin’i Mosesy mba hanaovany azy araka ny endrika izay efa hitany.
malagasy
Ny trano-lain'ny Vavolombelona dia teo amin'ny razantsika tany an-efitra, tahaka ny voatendrin'izay niteny tamin'i Mosesy mba hanaovany azy araka ny endrika izay efa hitany.