Acts 7:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nahita fitia teo anatrehan’Andriamanitra i Davida ka nangataka hahita toerana ho an’ny tranon’i Jakoba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nankasitrahin’Andriamanitra io mpanjaka io, ka nangataka mba hanao trano ho an’ny Andriamanitr’i Jakôba;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahazo tombon-tsoa tamin’Andriamanitra i Davida ary nangataka mba hanao trano fonenana ho an’ny Andriamanitr’i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
izy nahita fitia anatrehan'Andriamanitra ka nangataka hahita trano ho an'Andriamanitr'i Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nahita fitia teo anatrehan’Andriamanitra i Davida ka nangataka hahita toerana ho an’ny tranon’i Jakoba.
malagasy
izy nahita fitia anatrehan'Andriamanitra ka nangataka hahita trano ho an'Andriamanitr'i Jakoba.