Acts 7:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Avo Indrindra anefa tsy mitoetra ao amin’izay nataon-tanan’olona; araka ny nolazain’ny mpaminany hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mitoetra ao amin’izay trano nataon-tanan’olona anefa ny Avo indrindra araka ny voalazan’ny mpaminany hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay Andriamanitra Avo indrindra anefa dia tsy mitoetra amin-trano vitan’olombelona, araka ny tenin’ny mpaminany hoe:
Malagasy Bible 1865
Kanefa ny Avo Indrindra tsy mitoetra ao amin'izay nataon-tànan'olona; araka ny nolazain'ny mpaminany hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Avo Indrindra anefa tsy mitoetra ao amin’izay nataon-tanan’olona; araka ny nolazain’ny mpaminany hoe:
malagasy
Kanefa ny Avo Indrindra tsy mitoetra ao amin'izay nataon-tànan'olona; araka ny nolazain'ny mpaminany hoe: