Acts 7:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Ny lanitra no sezafiandrianako ary ny tany no fitoeran-tongotro; koa trano manao ahoana no hataonareo ho Ahy, hoy NY TOMPO? Ary manao ahoana ny ho toerana fitsaharako?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lanitra no seza fiandrianako, ary ny tany no fitoeran-tongotro kosa. Trano manao ahoana no hataonareo ho Ahy, hoy ny Tompo. Ary fitoerana toy inona no ho fitsaharako?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny lanitra no sezafiandrianako, hoy ny Tompo; ary ny tany no fitoeran-tongotro. Koa trano manao ahoana no haorinareo ho Ahy, ary toerana inona no hitsaharako?
Malagasy Bible 1865
Ny lanitra no seza fiandrianako, Ary ny tany no fitoeran-tongotro; Koa trano manao ahoana no hataonareo ho Ahy? hoy Jehovah, Ary manao ahoana no ho fitoerana fitsaharako?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Ny lanitra no sezafiandrianako ary ny tany no fitoeran-tongotro; koa trano manao ahoana no hataonareo ho Ahy, hoy NY TOMPO? Ary manao ahoana ny ho toerana fitsaharako?
malagasy
Ny lanitra no seza fiandrianako, Ary ny tany no fitoeran-tongotro; Koa trano manao ahoana no hataonareo ho Ahy? hoy Jehovah, Ary manao ahoana no ho fitoerana fitsaharako?