Acts 7:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nomeny lova teto izy na dia eram-paladia akory aza; kanefa nampanantenainy fa homeny azy sy ny taranaka mandimby azy ho lovany izany na dia tsy mbola nanan-janaka akory aza izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba nomeny lova teto izy, na dia tany iray dia aza; nefa kosa fony mbola tsy nanan-janaka akory izy, dia efa nampanantenainy fa homeny ho lovan’izy sy ny taranany ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nisy faritra natolotr’Andriamanitra ho anjara lovan’i Abrahama teto na dia iray dia aza, saingy nampanantenain’Andriamanitra fa ity tany ity dia homeny azy ho fananany sy ho fananan’ny taranany handimby azy; ary mbola tsy nanan-janaka akory i Abrahama tamin’izany fotoana izany,
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nomeny lova teto izy, na dia eram-paladia akory aza; kanefa nampanantenainy izy fa homeny azy sy ny taranany mandimby azy ho lovany izany, na dia tsy mbola nanan-janaka akory aza izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nomeny lova teto izy na dia eram-paladia akory aza; kanefa nampanantenainy fa homeny azy sy ny taranaka mandimby azy ho lovany izany na dia tsy mbola nanan-janaka akory aza izy.
malagasy
Ary tsy nomeny lova teto izy, na dia eram-paladia akory aza; kanefa nampanantenainy izy fa homeny azy sy ny taranany mandimby azy ho lovany izany, na dia tsy mbola nanan-janaka akory aza izy.