Acts 7:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza tamin’ny mpaminany no tsy nenjehin’ny razanareo? Novonoiny aza ireo izay naminany ny fiavian’Ilay Marina, izay ianareo no tonga mpamadika sy mpamono Azy ankehitriny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zovy moa no mpaminany tsy nenjehin’ny razanareo? Novonoiny hatramin’izay nilaza rahateo ny hahatongavan’ilay Marina aza; ary ankehitriny indray ianareo dia namadika sy namono Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza moa no mpaminany tsy nenjehin’ny razanareo? Novonoiny hatramin’ireo mpanambara ny hahatongavan’ilay Marina aza: ary ankehitriny dia ianareo mihitsy no nanjary mpamadika sy mpamono ilay Marina.
Malagasy Bible 1865
Iza no mpaminany izay tsy nenjehin'ny razanareo? Eny, novonoiny aza izay naminany ny fihavian'ilay Marina; ary ankehitriny dia efa tonga mpamadika sy mpamono Azy ianareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza tamin’ny mpaminany no tsy nenjehin’ny razanareo? Novonoiny aza ireo izay naminany ny fiavian’Ilay Marina, izay ianareo no tonga mpamadika sy mpamono Azy ankehitriny,
malagasy
Iza no mpaminany izay tsy nenjehin'ny razanareo? Eny, novonoiny aza izay naminany ny fihavian'ilay Marina; ary ankehitriny dia efa tonga mpamadika sy mpamono Azy ianareo,