Acts 7:53 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ianareo izay olona nahazo ny lalàna tamin’ny nanoloran’ny anjely azy nefa tsy nankatò izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ianareo izay nahazo ny Lalàna tamin’ny alalan’ny Anjely, kanefa tsy nitandrina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandray ny lalànan ’Andriamanitra tamin’ny alalan’ny anjely ianareo, kanefa tsy nitandrina azy.
Malagasy Bible 1865
dia olona izay nahazo ny lalàna tamin'ny nandaharan'anjely azy, nefa tsy nankato izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ianareo izay olona nahazo ny lalàna tamin’ny nanoloran’ny anjely azy nefa tsy nankatò izany.
malagasy
dia olona izay nahazo ny lalàna tamin'ny nandaharan'anjely azy, nefa tsy nankato izany.