Acts 7:54 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nandre izany izy ireo dia lotika ny fony ka nihidy vazana taminy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany izy ireo, dia nisafoaka ny fony, ary nihidy vazana taminy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nandre izany teny izany ry zareo tao amin’ny Fitsarana ambony, dia nisafoaka mafy ary nihidy vazana tamin’i Stefàna.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nandre izany izy ireo, dia lotika ny fony, ka nihidy vazana taminy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nandre izany izy ireo dia lotika ny fony ka nihidy vazana taminy izy.
malagasy
Ary nony nandre izany izy ireo, dia lotika ny fony, ka nihidy vazana taminy izy.